| Entrée | 1 manetry tena |
| Mots élémentaires | 2 manetry, 3 tena |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to humble oneself [1.7] |
| Explications en français |
7 s'humilier, être humble [1.8] |
| Exemples |
8 Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.
[2.996]
|
| Synonymes | 9 mietry tena |
| Analogues | 10 mietry tena, manao tsinontsinona ny tena, manambany tena, manivaiva tena, manaratsy tena, manaratsy tena toa omby hantsika, mivazina, manavazin-tena |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|